Show Bookstore Categories

Revio Tsara Soratra

ByLaharana 000 Febroary 2017

Ny Revio Tsara Soratra dia Ambatonamelankafatra mirakitra sy mampiranty asa soratra voakaly sy mateza vakiana, na sombin-tantara na tantara noforonina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa. Ny Revio Tsara Soratra koa dia Ambohipihaonana ho an’ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan’ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asa sorany amin’ireo mpankafy izany. Ho hitanao ato ny sanganasan'i Esther Randriamamonjy, Soamiely Andriamananjara, Hemerson Andrianetrazafy, Mossieur Njo, Mero Kosiky, Iriana Solevayn, Hanitr’Ony, Rojo, Hoby Rasolofoarimasy, Volatiana Rahaga, Tahirintsoa, Riva, Adrien Ratsimbaharison, Naivo, Mina Ilarion, Ny Maoza.

Details

Publication Date
Feb 8, 2017
Language
Malagasy
ISBN
9781365740190
Category
Fiction
Copyright
All Rights Reserved - Standard Copyright License
Contributors
By (author): Laharana 000 Febroary 2017

Specifications

Format
PDF

Ratings & Reviews