Show Bookstore Categories

Takelaka Tsara Soratra

ByLaharana 003 Novambra 2018

Usually printed in 3 - 5 business days
Ny Takelaka Tsara Soratra dia Ambatonamelankafatra mirakitra sy mitahiry lahatsoratra voakaly, na sombintantara na tantara foronina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa. Ny Tsara Soratra koa dia Ambohipihaonana ho an’ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan’ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asasorany amin’ireo mpankafy izany. Ny Takelaka www.soratra.org sy ny Takelaka Tsara Soratra dia orinezaky ny RanjaSoa Publishing.

Details

Publication Date
Sep 21, 2018
Language
Malagasy
Category
Art & Photography
Copyright
All Rights Reserved - Standard Copyright License
Contributors
By (author): Laharana 003 Novambra 2018

Specifications

Pages
146
Binding
Perfect Bound
Interior Color
Black & White
Dimensions
A5 (5.83 x 8.27 in / 148 x 210 mm)

Keywords

Ratings & Reviews