Search Results: 'Misi'

Search

×
×
×
×
24 results for "Misi"
Gente de Verdad By Iván Rubio Misis
Paperback: $13.49
Prints in 3-5 business days
Guión cinematográfico para largometraje inspirado en el corto del mismo nombre
MISI-ZIIBI: Living with the Great Rivers, Climate Adaptation Strategies in the Midwest River Basins By John Hoal, Derek Hoeferlin, Dale Morris
Paperback: List Price: $20.80 $12.48 | You Save: 40%
Prints in 3-5 business days
Co-organized by the Sam Fox School of Design & Visual Arts at Washington University in St. Louis and the Royal Netherlands Embassy, Washington D.C., MISI-ZIIBI: Living with the Great Rivers was... More > the first in a series of multi-disciplinary workshops that investigated spatial design strategies through the studying of innovative, integrated approaches for climate adaptation along the Mississippi, Missouri and Illinois rivers in the Midwest. Initially focusing on the St. Louis Bi-state region, the first workshop outcomes were a broad-based set of proto-typological, multi-scaled planning scenarios worthy of more detailed study and intended to be transferable to other Midwest city regions.< Less
The:Magic By Joycelyn
eBook (ePub): $0.00
Wah Cheryl dan Sheryl, gadis kembar yang sekolah di sekolah sihir mendapatkan misi mendapatkan tongkat misteri. Apakah mereka mampu menemukannya? Atau justru masuk ke dalam jurang? Baca ceritanya... More > disini!< Less
Razamba sy ny Tariny By Soamiely Andriamananjara, Tovo Rakotovao
Paperback: $10.00
Prints in 3-5 business days
(1 Ratings)
Manaraka ny moron’iny renirano iny ny lalana nizoran-dry lerony. Hitany teny rehetra teny ny faharavána sy fahasimbána nateraky ny orana. Iry misy trano nirodana, itsy misy... More > tanim-boly sy vala-parihy dibo-drano, iroa misy hazo nidaraboka, ito misy fefy simba. Tena mba nanimba zavatra kosa ny andon’ny lanitra tamin’ity indray mitoraka ity. Sady variana no nitebiteby ireto namantsika handia làlana. “Fa orana io sa asidra e? Ary mba lasa aiza daholo, bain’a, ny pokona tao an-tanàna a?” Manomboka mikorapaka i Loks. “Efa lasa aninkeo maraina daholo rizareo. Henoko ny sefo-fokotany niantso ny olona ka nandamina ny fiondranana ho any Ambohitrambinina.” “Ary fa maninona isika no tsy nandeha niaraka taminy?” “Tsy nantsoin-drizareo isika.” Hoy ny vali-tenin’i Razambà. Vali-teny maina.< Less
Tantaraiko Anao By Soamiely Andriamananjara
Paperback: $15.00
Prints in 3-5 business days
Sombintantara iraika ambinifolo, ahafantaranao bebe kokoa ny sombimpiainan'ny Malagasy vitsivitsy maromaro: Ramoramiakatra sy ny Bokiny, Jean Baptiste Razamba sy ny Tariny, Victor Rasendra sy ny... More > Valin-Drihana, Bolida tao Antsahamilamina, Doara sy ny Bakam-Pilesiny, Joel sy i Gaspard, Jimmy sy ny Mena Mahazo, Franky sy Ramalagy, Barimaso sy i Ngilo, Flavien Rabelazo sy ilay Kiraro, Razoharimanga Mpanety. Misy mety manirikiry, misy mahafinaritra, misy mampihomehy, misy mampalahelo.< Less
Be Kintana By Hajaina
Paperback: List Price: $25.63 $20.50 | You Save: 20%
Prints in 3-5 business days
BE KINTANA Any am-parandrahona andrefana any: misy fiainan-tsamihafa. Misy mijenitra fihalontralona any ary misy manjonitra fieritreritra koa. Misy miakotso taratr’andro mangiaka any; fa misy... More > mikatso oran’andro mangatsiaka koa. Misy rimorimon’andiam-boromanga any, fa misy romoromon’andiam-borondolo koa. Fiainana ireny, saingy amin’ny maha olombelona, satry ho ny hehy no hanam-pianjatoana mavesa-danja, satry ho ny tsiky no hanam-bango matevin-temitra, satry ho ny korana no hamonto ny vatam-pisiana manontolo. Ka izay mpiaina rehetra: hikimokimo hatrany amin’ny hitokelaka, hivanivany hatrany amin’ny hivanitika, hikotaba hatrany amin'ny hikakakaka. Ary izay mpiaina rehetra: hitaratra masoandro anatin’ny hazavana, hitsilo volana anatin’ny fenomanana, hanisa kintana anatin’ny botsiaka. Ô satry ho izany hatrany tokoa;… fa tandremana ihany sao variana loatra ka tojo fitapitaka mandrevo anaty fotapotaka. Hajaina Aprily 2013< Less
Please Don't By Stefhanie Berliana
eBook (ePub): $0.00
(1 Ratings)
Millie adalah seorang gadis cantik yang memiliki kemampuan khusus hingga dirinya harus merelakan sebagian waktu kuliahnya untuk melakukan misi rahasia dengan bayaran yang sangat fantastis
Il Polo di Lecco By Marco Sutti
Paperback: List Price: $12.07 $9.66 | You Save: 20%
Prints in 3-5 business days
"Vi voglio dir davvero che succede / e delle cose che son già accadute / da quando al Pol di Lecco misi piede". Le vignette umoristiche della mia laurea triennale.
Z Čech až na konec světa By Alois Jirásek
eBook (ePub): $4.99
Historický román Aloise Jiráska (1851 - 1930), volně inspirovaný cestopisem Václava Šaška z Biříkova, popisuje i... More > dnešnímu čtenáři srozumitelnou a zábavnou formou diplomatickou misi krále Jiřího z Poděbrad.< Less
Z Čech až na konec světa By Alois Jirásek
eBook (PDF): $4.99
Historický román Aloise Jiráska (1851 - 1930), volně inspirovaný cestopisem Václava Šaška z Biříkova, popisuje i... More > dnešnímu čtenáři srozumitelnou a zábavnou formou diplomatickou misi krále Jiřího z Poděbrad.< Less