Show Bookstore Categories

TIAKO – TIAKO FOANA!

ByToetra Ràja

Usually printed in 3 - 5 business days
TIAKO - TIAKO FOANA! dia bokin-tononkalon'i Toetra Ràja mirakitra ny tontolo akaikiny tena tiany. "Tiako foana" hoy izy satria na inona hitranga dia ahitany lalantsara hatrany mifototra amin'ny fitiavana, lalana itondrany ireo mpankafy ny vokatry ny fihetseham-pony. Tononkalo fohy isan'andalana no natambatry ny lahatsoratra mirindra ho fanomezana hasina ny literatiora malagasy ary ho anjara birikiny amin'ny fanarenana ny fiaraha-monina.

Details

Publication Date
Jan 4, 2017
Language
Malagasy
ISBN
9781326909406
Category
Poetry
Copyright
All Rights Reserved - Standard Copyright License
Contributors
By (author): Toetra Ràja

Specifications

Pages
148
Binding
Perfect Bound
Interior Color
Black & White
Dimensions
US Trade (6 x 9 in / 152 x 229 mm)

Ratings & Reviews