Author Spotlight
RanjaSoa Publishing Store
Aza kafaraina By Hemerson ANDRIANETRAZAFY
Paperback: List Price: $12.30 $9.23 | You Save: 25%
Prints in 3-5 business days
poezia malagasy nosoratan'i Hemerson Andrianetrazafy naravina ho amboara ...
Takelaka Tsara Soratra By Laharana 003 Novambra 2018
Paperback: List Price: $11.89 $9.51 | You Save: 20%
Prints in 3-5 business days
Ny Takelaka Tsara Soratra dia Ambatonamelankafatra mirakitra sy mitahiry lahatsoratra voakaly, na sombintantara na tantara foronina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa. Ny Tsara Soratra... More > koa dia Ambohipihaonana ho an’ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan’ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asasorany amin’ireo mpankafy izany. Ny Takelaka www.soratra.org sy ny Takelaka Tsara Soratra dia orinezaky ny RanjaSoa Publishing.< Less
Rough Drafts: Short Stories By Soamiely Andriamananjara
Paperback: $15.00
Prints in 3-5 business days
A collection of short stories by malagasy author and poet Soamiely Andriamananjara. "Professor Dieudonné Nomenjanahary’s thoughts were elsewhere a fraction of a second before the... More > would-be assassin pulled the trigger. It had just occurred to him that he might have finally figured out the remaining missing piece to the puzzle that he had been working on for the last twenty years. The date was October 18, 2310. The time was 11:56 PM, right before midnight. The Professor looked the gunman straight into the eye. He did not feel fear, only excitement. He even smiled, something between a triumphant and a defiant smile. A lot of things went through the Professor’s mind during the next two nanosecond, the next blink of an eye, that took the .25-caliber bullet to enter his forehead and come out from the back of his neck." (from The Ratsima Conjecture)< Less
zato By Soanampoinimialy
Paperback: $15.00
Prints in 3-5 business days
zato. tononkalo 100 sahisahy sy aingam-panahy maditra sy masiaka nefa mateza vakina. resaka henjana fa tsy tsianjerin-jazabelelo. asa soratra hafa koa raha kanto tsy dia mbola mba fahitanao firy. ... More > mamakia raha sahy. miomana ho zendana.< Less
Takelaka Tsara Soratra Laharana 002 By Mey-Jona-Jolay 2018 RanjaSoa Publishing
Paperback: $12.00
Prints in 3-5 business days
Ny TakelakaTsara Soratra dia Vatonamelankafatra mirakitra sy mitahiry lahatsoratra voakaly, na sombintantara na tantara noforonina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa. Tsara Soratra koa... More > dia Ambohipihaonana ho an’ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan’ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asa-sorany amin’ireo mpankafy izany.< Less
Takelaka Tsara Soratra 001 By RanjaSoa Publishing
Paperback: List Price: $15.00 $10.50 | You Save: 30%
Prints in 3-5 business days
TSARA SORATRA dia Vatonamelankafatra mirakitra sy mitahiry lahatsoratra voakaly, na sombintantara na tantara noforonina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa. TSARA SORATRA koa dia... More > Ambohipihaonana ho an’ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan’ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asa-sorany amin’ireo mpankafy izany. Ny Takelaka www.soratra.org sy ny TAKELAKA TSARA SORATRA dia orinezaky ny RanjaSoa Publishing. Ny mpanoratra ny lahatsoratra sy izany naka ny sary tsirairay miseho ato no tompon’ny lahatsoratra sy ny sary eo anatrehan’ny lalàna sy manolonana ny mpanjifa, ary izy koa no tompon’andraikitra mitazona ny zon’ny mpanoratra na ny copyright, fa tsy ny RanjaSoa Publishing. Raha manana fanontaniana ianao na manana lahatsoratra na vaovao ianao ka tianao zaraina eto amin’ny TSARA SORATRA dia alefaso amin’ny TsaraSoratra@gmail.com.< Less
Tantaraiko Anao By Soamiely Andriamananjara
Paperback: List Price: $13.58 $9.51 | You Save: 30%
Prints in 3-5 business days
Sombintantara iraika ambinifolo, ahafantaranao bebe kokoa ny sombimpiainan'ny Malagasy vitsivitsy maromaro: Ramoramiakatra sy ny Bokiny, Jean Baptiste Razamba sy ny Tariny, Victor Rasendra sy ny... More > Valin-Drihana, Bolida tao Antsahamilamina, Doara sy ny Bakam-Pilesiny, Joel sy i Gaspard, Jimmy sy ny Mena Mahazo, Franky sy Ramalagy, Barimaso sy i Ngilo, Flavien Rabelazo sy ilay Kiraro, Razoharimanga Mpanety. Misy mety manirikiry, misy mahafinaritra, misy mampihomehy, misy mampalahelo.< Less
Revio Tsara Soratra By Laharana 000 Febroary 2017
eBook (PDF): $2.96
Ny Revio Tsara Soratra dia Ambatonamelankafatra mirakitra sy mampiranty asa soratra voakaly sy mateza vakiana, na sombin-tantara na tantara noforonina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa.... More > Ny Revio Tsara Soratra koa dia Ambohipihaonana ho an’ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan’ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asa sorany amin’ireo mpankafy izany. Ho hitanao ato ny sanganasan'i Esther Randriamamonjy, Soamiely Andriamananjara, Hemerson Andrianetrazafy, Mossieur Njo, Mero Kosiky, Iriana Solevayn, Hanitr’Ony, Rojo, Hoby Rasolofoarimasy, Volatiana Rahaga, Tahirintsoa, Riva, Adrien Ratsimbaharison, Naivo, Mina Ilarion, Ny Maoza.< Less
REVIO TSARA SORATRA By LAHARANA 000 FEBROARY 2017
Paperback: List Price: $9.87 $6.91 | You Save: 30%
Prints in 3-5 business days
Ny Revio Tsara Soratra dia Ambatonamelankafatra mirakitra sy mampiranty asa soratra voakaly sy mateza vakiana, na sombin-tantara na tantara noforonina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa.... More > Ny Revio Tsara Soratra koa dia Ambohipihaonana ho an’ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan’ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asa sorany amin’ireo mpankafy izany. Ho hitanao ato ny sanganasan'i Esther Randriamamonjy, Soamiely Andriamananjara, Hemerson Andrianetrazafy, Mossieur Njo, Mero Kosiky, Iriana Solevayn, Hanitr’Ony, Rojo, Hoby Rasolofoarimasy, Volatiana Rahaga, Tahirintsoa, Riva, Adrien Ratsimbaharison, Naivo, Mina Ilarion, Ny Maoza.< Less
Volana sy Vinany By Soanampoinimialy
eBook (ePub): $3.15
Indro raiso ka vakio randran-kalo vitsivitsy sendra niserana ka nangonin'i Soanampoinimialy ho anao. Finareta mamaky re fa ny boky natonta no anay fa ny soa sy ny kanto izay raiketiny kosa dia... More > iarahantsika manana. Aza noana am-pototry ny sompitra, ary aza maloto manan-tsavony.< Less