
Indro raiso ka vakio randran-kalo vitsivitsy sendra niserana ka nangonin'i Soanampoinimialy ho anao. Finareta mamaky re fa ny boky natonta no anay fa ny soa sy ny kanto izay raiketiny kosa dia iarahantsika manana. Aza noana am-pototry ny sompitra, ary aza maloto manan-tsavony.
Details
- Publication Date
- Dec 10, 2016
- Language
- Malagasy
- ISBN
- 9781326888909
- Category
- Poetry
- Copyright
- All Rights Reserved - Standard Copyright License
- Contributors
- By (author): Soanampoinimialy
Specifications
- Format
- EPUB