Tampoka teo, potika sy rava tanteraka Antananarivo, tsy nisy fampilazana, levona sy rotika Madagasikara, ny Tany koa toa izay no nataony. Dia misy tovovavy kely iray olioly volo – Lisy no anarany – mitsofoka tampoka ao an'efitra fandrian-dRabe, indray alina, hoe hanavotra azy. Ka milaza i Lisy hoe misy Antananarivo iray hafa any, misy Madagasikara iray hafa, madio ny farihin'i Anosy any, misy teleferika, tsy tapatapaka mihitsy ny jiro, tsy mandoto tanàna ny mponina, tongan'ny lamasinina any Amborovy, etsetra etsetra...
Dia mila anao hanavotra azy dieny tsy tara loatra. Andeha ianao sa tsia?
Dettagli
- Data di pubblicazione
- Dec 22, 2023
- Lingua
- Malagasy
- ISBN
- 9781304792853
- Categoria
- Narrativa
- Copyright
- Tutti i diritti riservati - Licenza di copyright standard
- Collaboratori
- Di (autore): Mose Njo
Specifiche
- Pagine
- 318
- Tipo di rilegatura
- Libro a copertina morbida Libro a copertina morbida
- Colore del contenuto
- Bianco e nero
- Dimensioni
- A5 (148 x 210 mm)