Lisy Mianjoria

Lisy Mianjoria

ByMose Njo

Usually printed in 3 - 5 business days
Tampoka teo, potika sy rava tanteraka Antananarivo, tsy nisy fampilazana, levona sy rotika Madagasikara, ny Tany koa toa izay no nataony. Dia misy tovovavy kely iray olioly volo – Lisy no anarany – mitsofoka tampoka ao an'efitra fandrian-dRabe, indray alina, hoe hanavotra azy. Ka milaza i Lisy hoe misy Antananarivo iray hafa any, misy Madagasikara iray hafa, madio ny farihin'i Anosy any, misy teleferika, tsy tapatapaka mihitsy ny jiro, tsy mandoto tanàna ny mponina, tongan'ny lamasinina any Amborovy, etsetra etsetra... Dia mila anao hanavotra azy dieny tsy tara loatra. Andeha ianao sa tsia?

Details

Publication Date
Dec 22, 2023
Language
Malagasy
ISBN
9781304792853
Category
Fiction
Copyright
All Rights Reserved - Standard Copyright License
Contributors
By (author): Mose Njo

Specifications

Pages
318
Binding Type
Paperback Perfect Bound
Interior Color
Black & White
Dimensions
A5 (5.83 x 8.27 in / 148 x 210 mm)

Ratings & Reviews